|
|
|
|

Entry1  famantaranavaratra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Instrument
Explanations in Malagasy  4  Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena [1.1]
Explanations in English  5  The mariner's compass [1.2]6  a compass [1.7]
Explanations in French  7  boussole [1.8]
Examples  8  Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Elementary words  9  famantarana, avaratra

Updated on 2023/06/15