Entry |
famantaranandro
|
Elementary words | famantarana ;
andro |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1]
|
Explanations in English | [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2]
|
| A watch, a clock [1.7]
|
Explanations in French | Montre [1.8, 1.13]
|
| Horloge [1.8]
|
Examples |
1 | Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho.
[2.356]
|
2 | tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro.
[2.59]
|
3 | Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro.
[2.332]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Article |
|