|
|
|
|

Entry1  fahirano (fahy)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo [1.1]
Explanations in English  5  A siege. [1.2]
Explanations in French  6  Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place [1.3]7  Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre [2.415]
Examples  8  Dia natao fahirano Ambohijoky. [2.48]
9  fahirano elaela ihany, ka afany. [1.38]
10  tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka; [2.69]
11  Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna. [2.508]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
Compound words 
Article  15  Randzavola: fahirano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  16  fahirano, fañoriha, firohana, foharina, hiforana, rafohina

Updated on 2023/08/11