Entry | 1 eso |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra 5 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] |
Explanations in English | 6 scorn, mockery [1.7] |
Explanations in French | 7 mépris, moquerie, raillerie [1.3] |
Examples |
8 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana15 haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word eso |
Updated on 2023/10/20 |