|
|
|
|

Entry1  eritreritra (eritra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1]
5  Menimeny, hetsika ny saina [1.13]
Explanations in English  6  Thought, meditation [1.7]
Explanations in French  7  Réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13]
8  Pensée, conscience [1.13]
Examples  9  Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
10  Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
11  Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Nouns :
17  Adjectives :
Synonyms  18  eritra
Compound words 
Titles 
Proverbs  22  Proverbs containing the word eritreritra

Updated on 2023/01/20