|
|
|
|

Entry1  mampieritreritra
Root  2  eritreritra
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in English  4  [1.7] doubtful, open to suspicion
to cause one to think or reflect
Explanations in French  5  [1.8] douteux, qui éveille le soupçon
faire réfléchir
Examples  6  [2.588#] Fa ity dia mampieritreritra loatra.
7  [2.332#] mampieritreritra ahy tokoa izany tenin' Idada izany.
8  [2.587#] Tsy mba ampanga maty ela anie io, fa ampanga malazo vao, ka izany no mampieritreritra ahy!

Updated on 2024/12/11