|
|
|
|

Entry1  egò
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  folo (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Explanations in French  5  charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Examples  6  Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#]

Updated on 2023/02/21