|
|
|
|

Entry1  ndrafanga
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  efatra (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Explanations in French  5  charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]

Anagrams  6  fandranga, ndrafanga

Updated on 2020/09/10