|
|
|
|

Entry (1/4)1  doko
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Philosophy
Explanations in Malagasy  4  Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka [1.1]
5  Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [1.1]
6  Ny maha-izy azy [1.13]
Explanations in French  7  Identité [1.13]
Compound words 

Entry (2/4)9  doko
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  Irery, tsy manao inona [1.78]
Synonyms  12  doka

Entry (3/4)13  doko
Part of speech  14  Unspecified

Entry (4/4)15  Doko
Part of speech  16  name (toponym)
Vocabulary  17  Geography: rivers, lakes
Explanations in Malagasy  18  Demoka [3.1]
Tables and plates  19  Full list

Updated on 2023/08/11