Entry 1/2 |
ditra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
|
Explanations in English | Obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc.
See kiry,
hihitra
[1.2]
|
| Stubbornness, obstinacy [1.7]
|
Explanations in French | Entêtement; obstination dans le mal [1.8]
|
| Bêtise [1.13]
|
Morphology |
Simple : |
ditra,
ditrako,
ditranao,
ditrany,
ditrantsika,
ditranay,
ditranareo,
ditran',
ditr',
di-,
ditry |
|
Derivatives |
|
Synonyms | ~ |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
ditra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tanimanga [1.13]
|
Explanations in French | Argile [1.13]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
ditra,
ditrako,
ditranao,
ditrany,
ditrantsika,
ditranay,
ditranareo,
ditran',
ditr',
di-,
ditry |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Analogs |
tany ditra |
|