Entry (1/5) | 1 kiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony 4 Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1] |
Explanations in English |
5 obstinacy [1.7] |
Explanations in French |
6 entêtement [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/5) | 12 kiry |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty 15 Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra 16 Volo eo anilan' ny sofina [1.1] |
Entry (3/5) | 17 kiry |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fiovana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 20 kiry |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 nendra [Taisaka, Bara]
[1.78] 23 hatina [Tanosy] [1.78] |
Vocabulary |
24 Health |
Entry (5/5) | 25 kiry |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 croix grecque. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 28 kily |
Anagrams | 29 kiry, riky |
Updated on 2023/10/24 |