|
|
|
|

Entry1  diam-panorona
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1]
Explanations in English  5  [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2]
Examples  6  ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381#]
7  Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#]
Elementary words  8  dia, fanorona
Compound words 

Updated on 2023/01/01