|
|
|
|

Entry1  biby fiompy
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  4  Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explanations in French  5  Animaux domestiques [1.13]
Synonyms  6  biby manompo
Elementary words  7  biby, fiompy

Updated on 2023/07/25