|
|
|
|

Entry1  fiompy
Root  2  ompy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
5  Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1]
Explanations in French  6  Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3#465]
Examples  7  Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117#]
8  Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#]
Vocabulary  9  Economy: breeding, farming
Compound words 

Anagrams  11  fiompy, mpifoy, mpiofy

Updated on 2023/02/07