|
|
|
|

Entry1  antsipilavaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Explanations in English  5  [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. [1.2]
Synonyms  6  tsipilavaka
Elementary words  7  antsipy, lavaka

Updated on 2023/12/07