|
|
|
|

Entry1  androngo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  4  Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1]
Explanations in English  5  A species of lizard. [1.2]
6  A lizard [1.7]
Explanations in French  7  Lézard gris [1.54]
8  Lézard [1.8]
Examples  9  ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Derivatives 
10  Adjectives :
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word androngo
Illustrations 
14 

Updated on 2023/08/15