|
|
|
|

Entry (1/2)1  andahiny (any)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10]
Explanations in English  5  The bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [1.2]
Explanations in French  6  Le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [1.3]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word andahiny

Entry (2/2)9  andahiny (any)
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10]
Explanations in French  12  Le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [1.3]
13  Pièce mâle [1.5]
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word andahiny

Updated on 2020/07/31