|
|
|
|

Entry1  afo-mololo
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Examples  5  Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895#]
Elementary words  6  afo, mololo

Updated on 2023/04/16