|
|
|
|

Entry1  mololo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo. [1.1]
Explanations in English  4  a rice-straw [1.7]
Explanations in French  5  paille du riz coupé et battu [1.3]
6  paille de riz [1.8]
7  Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail. [1.196]
Examples  8  Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470#]
9  Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. [2.649#]
Vocabulary  10  Botany
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mololo

Updated on 2023/08/11