Entry (1/2) | 1 mahatanty (tanty) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1] 4 Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13] |
Explanations in English |
5 To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7] |
Explanations in French |
6 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8] 7 Résistant [1.13] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 Mahatanty |
Part of speech | 12 name (anthroponym) |
Vocabulary |
13 History: individuals |
Examples |
14 Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125] |
Tables and plates |
15 Full list |
Updated on 2023/01/20 |