|
|
|
|

Entry1  Iharanandriana
Part of speech  2  name (toponym)
Vocabulary  3  Geography: mountains, vales
4  Tourism: points of interest
Explanations in Malagasy  5  [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
Explanations in English  6  a rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
Examples  7  Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508#]
Other spellings  8  hiharanandriana
Elementary words  9  harana, andriana
Tables and plates  10  Full list
Illustrations 
11 

Updated on 2023/02/21