Entry 1/2 | filazana (laza) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1] | |||
Explanations in English | A report, an announcement [1.7] | |||
Explanations in French | L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3] | |||
Annonce, avis [1.5] | ||||
Compound words |
| |||
Titles | ||||
Toponyms |
| |||
Entry 2/2 | Filazana | |||
Part of speech | name (toponym) | |||
Vocabulary | Geography: towns | |||
Coordinates | -21.2666667, 46.6666667 | |||
Anagrams | falazina, filazana, finalaza |
Updated on 2024/05/27 |