Entry (1/2) | 1 filazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera. Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. |
Explanations in English |
4 [1.7] a report, an announcement |
Explanations in French |
5 [1.3] l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) 6 [1.5] annonce, avis |
Root | 7 laza |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
Entry (2/2) | 15 Filazana |
Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
17 Geography: towns |
Elementary words | 18 filazana |
Anagrams | 19 falazañy, falazina, Filazana, filazana, finalaza, zanafaly |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |