Entry | 1 Betsimitatatra |
Part of speech | 2 name (toponym) |
Vocabulary |
3 Geography: mountains, vales |
Explanations in Malagasy | 4 ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10] |
Explanations in English | 5 [2.589:1337139243] |
Explanations in French | 6 Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3#688] |
Elementary words | 7 be, tsy, mitatatra |
Tables and plates |
8 Full list |
Illustrations |
|
Updated on 2024/09/04 |