|
|
|
|

Entry (1/2)1  Andringitra
Part of speech  2  name (toponym)
Vocabulary  3  Geography: mountains, vales
Explanations in Malagasy  4  tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10]
Explanations in French  5  montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165]
Elementary words  6  ringitra
Proverbs  7  Proverbs containing the word Andringitra
Tables and plates  8  Full list

Entry (2/2)9  Andringitra
Part of speech  10  name (toponym)
Vocabulary  11  Geography: mountains, vales
Explanations in Malagasy  12  tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ... [1.10]
Explanations in French  13  (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres. L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts.

Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.

Boby2 660
Soaindra2 630
Andohantsifotra2 587
Ivangomena2 566
Ivohibe1 996
Rainipenaka1 517
Vohibory1 472
[1.11]
Elementary words  14  ringitra
Tables and plates  15  Full list
Illustrations 
16 
17 
18 
19 

Updated on 2023/08/07