|
|
|
|

Entry1  fihaonana
Root  2  haona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana
Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana
Explanations in English  5  [1.2] a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning.
6  [1.7] a meeting; a meeting place
Explanations in French  7  [1.8, 13] jonction
8  [1.8] rencontre
9  [1.13] intersection
Examples  10  [2.366#53] Famangiana ihany no anton' ny fihaonana.
11  [2.643#98] ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy.
12  [2.366#78] Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka.
13  [2.472] Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny.
Compound words 

Anagrams  16  fanahinao, fiahonana, fihaonana, fonahanay, hanafoany, hanofanay, hiafonana, hifananao, hiofanana, ifonahana, nafahinao, nafahonay, nahafinao, nahofanay, nifahoana, nifaohana, nifoahana, niohafana, nohafanai

Updated on 2025/01/21