Entry (1/2) | 1 ziva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1] |
Examples |
4 Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 7 ziva |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 kirihitr' ala [1.1] |
Vocabulary |
10 Botany |
Updated on 2024/09/08 |