Entry | 1 mifampiziva |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.508#40] Izany no nahatonga azy ho tsara fihavanana tamin' ny Betsileo sy mifampiziva taminy, izany hoe manana firaisam-po sy fifampitokisana tena mafy ka aseho amin' ny sangy mahery toa manafintohina ifanaovana. |
Root | 4 ziva |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |