Entry | 1 zavontany |
Elementary words | 2 zavona, tany |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina |
Explanations in French |
5 [1.3][zavon-tany] innombrable |
Examples |
6 [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. 7 [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |