Entry | 1 zaridaina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tanimbolim-boninkazo |
Explanations in English |
4 [1.7] a garden; a park |
Explanations in French |
5 [1.8] jardin, parc 6 [1.196] (du français : « jardin »). Surtout le potager et le verger. |
Examples |
7 [2.4] Niakatra tany amin' ny zaridainan' ny Fasan-dRainiharo aho. 8 [2.472] Aorian' ny asa zaridaina, rehefa lasa Ramose, matetika misy ady totohondry eo. |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word zaridaina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |