|
|
|
|

Entry1  zana-tsipìka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika
Explanations in English  4  [1.2] an arrow
Explanations in French  5  [1.3] flèche, trait
Examples  6  [1.38] Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka
7  [2.996] Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy.
Elementary words  8  zanaka, tsipika

Updated on 2024/12/07