|
|
|
|

Entry1  zanaka am-pielezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa
Explanations in French  4  [1.5] (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora
Vocabulary  5  Sociology
Elementary words  6  zanaka, fielezana
Quotes  7  Texts mentioning zanaka am-pielezana

Updated on 2024/12/08