|
|
|
|

Entry (1/2)1  zakarandahy
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.356] Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
Vocabulary  4  Botany
Other spellings  5  zakarandaha

Entry (2/2)6  Zakarandahy
Part of speech  7  name (pseudonym) [Full list]
Explanations in French  8  [1.11] Samuël Rajaobelison
Examples  9  [2.314#10] Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
Vocabulary  10  Literature: authors
Tables and plates  11  Pseudonyms of Malagasy writers

Anagrams  12  zakarandahy, Zakarandahy

Updated on 2025/02/08