Entry | 1 zahao |
Root | 2 zaha |
Part of speech | 3 imperative of passive verb zahàna [Full list] |
Examples |
4 [1.1] zahao kely izao mandondòna izao 5 [1.1] zahao izany rainao naratra izany 6 [1.1] zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! 7 [1.1] zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io 8 [1.3] zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers) 9 [1.3] zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre) 10 [1.3] zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau) 11 [1.3] zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade) 12 [1.3] zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue) 13 [1.3] zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire) 14 [1.3] zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne) |
Synonyms | 15 zahavo |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word zahao |
Anagrams | 17 ahazo, haoza, hazao, ohaza, zahao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |