1 | Zahao kely izao mandondòna izao
[1.1]
|
2 | Zahao izany rainao naratra izany
[1.1]
|
3 | Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e!
[1.1]
|
4 | Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io
[1.1]
|
5 | Zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers)
[1.3]
|
6 | Zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre)
[1.3]
|
7 | Zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau)
[1.3]
|
8 | Zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade)
[1.3]
|
9 | Zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue)
[1.3]
|
10 | Zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire)
[1.3]
|
11 | Zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne)
[1.3]
|