Entry | zafy mafy | |
Elementary words | zafy ; mafy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] | |
Explanations in French | Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Synonyms | zafy tsy torana | |
Updated on 2023/04/16 |