|
|
|
|

Entry1  votsa saina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana
Explanations in English  4  [1.7] dull-witted
Explanations in French  5  [1.3] qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement
6  [1.8] bête, stupide
Examples  7  [2.558] Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina.
Elementary words  8  votsa, saina
Synonyms  9  donto saina
Antonyms  10  maladysaina

Updated on 2024/12/12