Entry (1/3) | 1 vorondreo |
Elementary words | 2 vorona, reo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1] |
Explanations in French |
5 oiseau au cri plaintif [1.54] |
Examples |
6 koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza. [2.131] 7 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#] |
Vocabulary |
8 Zoology: birds |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word vorondreo |
Entry (2/3) | 13 vorondreo |
Elementary words | 14 vorina, reo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
17 Botany |
Entry (3/3) | 18 Vorondreo |
Elementary words | 19 vorondreo |
Part of speech | 20 name (toponym) |
Vocabulary |
21 Geography: towns |
Tables and plates |
22 Full list |
Anagrams | 23 Vorondreo, vorondreo, Vorondreo, vorondreo |
Updated on 2024/07/26 |