|
|
|
|

Entry1  vorika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Mosavy mahafaty [1.1]
Explanations in French  4  Sortilège réputé mortel [Sakalava] [1.196]
Examples  5  Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4#98]
6  Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171]
Vocabulary  7  Religions, Beliefs
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Anagrams  13  variko, viroka, vorika

Updated on 2020/07/31