|
|
|
|

Entry1  vono baibona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka
4  [1.13][vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona
Explanations in French  5  [1.13][vonobaibona] rivetage
Vocabulary  6  Technology
Elementary words  7  vono, baibona
Compound words 

Updated on 2024/12/07