|
|
|
|

Entry (1/2)1  vokovoko
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anaran-kafa ilazana ny lakroa, fa natokana kosa hilazaha ireo Fikambanana samihafa famonjena sy fanasoavana antokon' olona: Vokovoko mena, Vokovoko manga, Vokovoko maitso, Vokovoko volamena, Vokovoko fotsy. [1.1]
Explanations in English  4  the figure X; a cross [1.7]
Explanations in French  5  croix, forme de la lettre X [1.8]
6  croix [1.13]
Examples  7  Manatòna ny vokovoko mena. [2.117#33]
8  Ary dia izy no nokendren-dRaivato ny vokovoko. [2.69#0]
9  Karandohan' omby tohizin-kazo mitsatoka no eo ankavanan' ny vokovoko. [2.285#109]
Compound words 

Entry (2/2)12  vokovoko
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  (sens général : en forme de croix). Hibbertia coriacea (Pers.) Baill. (Dilleniaceae). Réf. Service Forestier 14809. [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Updated on 2021/09/30