Entry (1/2) | 1 voazato |
Root | 2 zato |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in French |
4 divisé en cent, mis par centaines [1.3] |
Entry (2/2) | 5 voazato |
Root | 6 voa |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina [1.1] 9 hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io [1.62] |
Vocabulary |
10 Botany: fruit 11 Botany: tree |
Synonyms | 12 pokanelina |
Other spellings | 13 voanjato |
Anagrams | 14 voatazo, voazato |
Updated on 2023/01/20 |