|
|
|
|

Entry1  voatevateva
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#701] méprisé, insulté
Examples  5  [4.27#2008/03/28] Fa afaka mangataka ny olom-pirenena raha tsy voatevateva ny foto-kevitry ny fitsinjaram-pahefana ary raha tsy voatohintohina ny fiasany amin' ny alalan' ny hetsika handaniam-potoana ataon' ny manampahefana tsy manaiky ny tsindrin-dentam-pahefana.
Root  6  tevateva
Synonyms  7  tinevateva

Updated on 2024/12/11