Entry | 1 voatavobozaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro |
Explanations in French |
4 [1.196] (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina]
5 [Betsileo] |
Examples |
6 [1.437#] Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; |
Vocabulary |
7 Botany: vegetable |
Elementary words | 8 voatavo, bozaka |
Scientific name |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |