Entry | 1 voatavobozaka |
Elementary words | 2 voatavo, bozaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1] |
Explanations in French |
5 (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina]
[1.196] 6 [Betsileo] |
Examples |
7 Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; [1.437#] |
Vocabulary |
8 Botany: vegetable |
Scientific name |
|
Updated on 2023/12/17 |