Entry | 1 voasingotra |
Root | 2 singotra |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in French |
4 [1.3#607] qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides |
Examples |
5 [2.587#] fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao. 6 [2.639#] Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. |
Synonyms | 7 siningotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |