|
|
|
|

Entry1  voasava
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#589] qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi
Examples  5  [2.587#] Tsy ela dia voasava ilay lohasaha;
6  [2.296#59] Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana.
Root  7  sava
Synonyms  8  sinava
Compound words 

Anagrams  10  osa vava, voasava

Updated on 2025/01/21