Entry | 1 voasava |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#589] qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi |
Examples |
5 [2.587#] Tsy ela dia voasava ilay lohasaha; 6 [2.296#59] Dia voasava hatreo indray - natao ankapoka sy nobangoina ihany anefa - ny filôzôfian' ny Malagasy amin' ilay faritra faharoan' ny lalàm-pitondrantena: dia ny fitsimbinana ny namana. |
Root | 7 sava |
Synonyms | 8 sinava |
Compound words |
|
Anagrams | 10 osa vava, voasava |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |