Entry | 1 voahosotra |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in French |
3 [1.3] enduit, oint, peint, graissé, frictionné |
Examples |
4 [2.332] Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. 5 [2.293] Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; 6 [2.5] Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? |
Root | 7 hosotra |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word voahosotra |
Anagrams | 10 havosotrao, voahosotra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |