|
|
|
|

Entry1  voady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy
Explanations in English  4  [1.7] a vow
Explanations in French  5  [1.3#842, 1.8] voeu
6  [1.3#842] offrande promised par voeu, ferme rĂ©solution
Examples  7  [2.499#19] Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika.
8  [2.245#137] Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha;
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  dina, teny nomena, orimbato, lokaloka, tsikafara
Compound words 
Titles  19  Voadin' i Dada sy ny zanak' Jefta (Randriamiadanarivo)
Article  20  Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21  adivo, avido, diavo, divao, vadio, voadi, voady

Updated on 2025/02/01